Okebiz Video Search



Title:NY TSIKIN' NY FITIA (BARIJAONA---1954)--FARA ANDRIAMANJATO (FAFAH) & MBOLA TALENTA
Duration:02:15
Viewed:4,933
Published:27-03-2022
Source:Youtube

Nalaina tao amin'ny Pejy FB "Mbola Talenta Mozika"----20 Martsa 2021 ================ (Version Originale : Les Barijaona, O Suzannah – Dina / Ny Tsikin' Ny Fitia Label: Ossian (2) – D 27 Format: Shellac, 10", 78 RPM (78 tours) Country: Madagascar---Made In Madagascar) ================== NY TSIKIN'NY FITIA (Kio kio kio) Iry ho ery ny volana o Iza re no nahita azy ooo Iaban'Imaka, totofako moka verivery saina, tsy azoko ambakaina Kio kio kio tandremo re roy An'Iaban'i Maka anie ny laka Iry ho ery ny kintana o Alaiko ho voahangy an-tratranao Ho kotrokotrobato Mirindra ny ombieny Ka hampilantolanto Ny jeriko mankeny Kio kio kio tandremo re roy An'Iaban'Imaka anie ny laka Iry ho ery ny tsikin'ny fitia Tsinafa, tsinambo tokoa Ny rahona fiara Mivolombatosoa Mitory manambara Miritsoka avokoa Miezaka hampiery Tsy hita velively Hiainanay ny volanay tantely BARIJAONA SY ODETTE SUZANNAH

SHARE TO YOUR FRIENDS


Download Server 1


DOWNLOAD MP4

Download Server 2


DOWNLOAD MP4

Alternative Download :



SPONSORED
Loading...
RELATED VIDEOS
VAZON'NY LAVITRA (BARIJAONA---1955)---FAFAH ANDRIAMANJATO & MBOLA TALENTA VAZON'NY LAVITRA (BARIJAONA---1955)---FAFAH AND...
03:57 | 1,495
Esory re ry raiko Esory re ry raiko
04:28 | 16,307
FAMPISEHOANA MBOLA TALENTA & INAH & FANILO POPPIN FAMPISEHOANA MBOLA TALENTA & INAH & FANILO POPP...
47:42 | 1,735
TSY ALEO VE ?  (JJ TSEHENO & RODLISH---1958)---LILIE SOA TSY ALEO VE ? (JJ TSEHENO & RODLISH---1958)---...
03:09 | 1,126
cover Arahaban'Andriana - Justin RAJORO - Mbola talenta, INAH, Mirana cover Arahaban'Andriana - Justin RAJORO - Mbola...
03:17 | 9,067
Tsy Misy Ny Doria [Dadah sy Fafah-Tononkira] Tsy Misy Ny Doria [Dadah sy Fafah-Tononkira]
04:28 | 456,399
ZOPANAGE - Namana ZOPANAGE - Namana
04:14 | 74,262
Ny Zanako (Razilinah)--Erick MANANA Ny Zanako (Razilinah)--Erick MANANA
04:15 | 79,306

shopee ads